Emily Decker
Mpianatra manomana doctorat momba ny Toekarena sy ny Politika momba ny Tontolo Iainana aho, ao amin’ny Nicholas School of the Environment sy ny Sanford School of Public Policy ao amin’ny Université Duke. Ny fikarohako dia mifantoka amin’ny vahaolana ara-politika ho an’ireo olana mifamatotra mahakasika ny fiarovana ny zava-boahary, ny fahantrana, ny fahazoana angovo ary ny fahasalamana eran-tany, any amin’ireo firenena an-dalam-pandrosoana.
Fifandraisana: emily.decker@duke.edu

